Ankadikely Ilafy : Nampahafantarina ny mponina ireo haba sy hetra aloa
Nampahafantarin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy ny mikasika ireo haba sy hetra aloa eo amin’ny kaominina. Betsaka mantsy no tsy mahalala ny mikasika
Read More
Nampahafantarin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy ny mikasika ireo haba sy hetra aloa eo amin’ny kaominina. Betsaka mantsy no tsy mahalala ny mikasika
Read MoreMpitsabo zaza maromaro avy ao amin’ny hopitalin’i Boston ao Massachusetts no nanao fanambarana fa misy soritr’aretina vaovao ny « variant Omicron ».
Read MoreMbola mitohy ny fidarohan’i Russie baomba ireo tanan-dehiben’i Ukraine. Nolavin’i Ukraine ny alatsinainy teo nefa ny fepetra na « ultimatum » napetrak’i
Read MoreMiverina indray ny herisetra ao Burkina Faso amin’izao manakaiky ny faharoa volan’ny fanonganam-panjakana izao. Miaramila tsy latsaky ny 12 no
Read MoreNitokona ireo fiara mpitatitra 133 Itaosy fa leo ny fanasaziana ataon’ny zandary. Etsy an-kilany, leo ny mpitatitra 133 ihany koa
Read MoreMbola ao anatin’ny fotoan’ny fambolen-kazo isika eo Madagasikara amin’izao. Nanatanteraka ny adidy amin’ny tanindrazana amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny kaominina Alasora.
Read MoreValan-javaboahary mandrakotra velaran-tany 30 000 hektara ao Croatie ny « Parc national Plitvice ». Tamin’ny 8 aprily 1949 izy no niforona ary
Read MoreRaha raikitra ny fifanafihana eo amin’i OTAN sy Russie dia ny ampinga na « bouclier antimissile » napetrak’i Etats-Unis ao avaratr’i no
Read Moreovovavy 18 taona avy ao Ukarine nitsao-ponenana noho ny ady no naolan’ny lehilahy roa tao amin’ny ivo-toerana mpandray mpitsoa-ponenea tao
Read MoreVoafidy Miss Monde taona 2021 i Karolina Bielawska ny 16 martsa teo nandritra ny lanonana notontosaina tao San Juan tao
Read More