Ankadikely Ilafy : Voafantina ireo mpilalao ao amin’ny ekipan’ny kaominina
Nisy ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra ny ekipa kaominaly ao Ankadikely Ilafy. Izy ireo no hisolo tena ny kaominina amin’ny
Read More
Nisy ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra ny ekipa kaominaly ao Ankadikely Ilafy. Izy ireo no hisolo tena ny kaominina amin’ny
Read MoreFanjakana federaly misabaka amin’ny kontinanta roa i Russie. Manana velanaran-tany 17 125 191 km2. Manodidina ny 146 tapitrisa ny isan’ny
Read MoreNy sary hosodoko nataon’i Vincent van Gogh (1853-1890) antsoina hoe «Nuit étoilée » no nakan’ny mpahay zava-kanto Daan Roosegaarde haingam-panahy namboarana ny
Read MoreMpihira sy mpamorona ary mpandika hira avy ao Comores i Nawal Mlanao antsoina hoe Nawal. Teraka ny taona 1965 tao
Read MoreNatao teny Soamanandrariny ny hetsika nataon’ny kaominina Ambohimangakely ho fanentanana ny olona handoa hetra. Tontosa omaly izany. « Ny fandoavan-ketra no
Read MoreTontosa ny hetsika vary mora tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Manampy betsaka ny mponina manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana ity tetik’asa
Read MoreMpilalao baolina kitra teraka tao Sénégal ny 10 aprily 1992 i Sadio Mané. Milalaoamin’ny klioban’ny Bayern Munich izy amin’izao fotoana
Read MoreNy « satyre puant », antsoina amin’ny anarana siantifika hoe « phallus impudicus » dia karazana holatra « basidiomycète » ao amin’ny fianakavian’ny « phallacée ». Rehefa miha
Read MoreNisy fady niraisana notandrovin’ny andriana Merina rehetra toy ny anakandriamaso momba izay tsy mahazo milevina amin’ny fasandrazan’andriana. Rehefa andriana teto
Read MoreNy Mpanjaka teto Imerina taloha no tena nampiasa io anarana « Ambaniandro » io ho an’ny vahoakany. Ny Mpanjaka dia tsy maintsy
Read More