Etats-Unis : I Pat Morita no tena nampalaza ny « The Karate Kid »
Samy mahafantatra an’i « Miyagi San » daholo ny mpankafy haiady. Teratany Japonais i Noriyuki « Pat » Morita saingy teraka tao Isleton, Californie
Read More
Samy mahafantatra an’i « Miyagi San » daholo ny mpankafy haiady. Teratany Japonais i Noriyuki « Pat » Morita saingy teraka tao Isleton, Californie
Read MoreTeraka ny 17 janoary 1931 tao Arkabutla, Mississippi i James Earl Jones. Mpilalao horonantsary ao Amérique ny tenany izay zanakin’ny
Read MoreHira nosoratan’i Franke Previte, Donald Markowitz ary John DeNicola ny (I’ve Had) The Time of My Life. Nohorain’i Bill Medley
Read MoreMpamokatra, mpanoratra, mpandika hira ary mpamokatra rakikira i Peter Gabriel. Teraka ny 13 feroary 1950 tao Chobham, Surrey ny tenany.
Read MoreMpitendry « guitare rythmique » ao amin’ny vondrona mpihira mivohy ny gadona rock « The Shadows » i Bruce Welch. Teraka ny 2 novambra
Read MoreTeraka ny 30 jona 1970 tao Longeville-lès-Metz i Patrick Dils. Izy no zaza tsy ampy taona niharan’ny sazy mandrapahafaty voalohany
Read MoreIray amin’ny fitenim-pirenena ao Mali ny fiteny « bambara ». Fitenin-dreniny ao an-toerana izy io ary anisan’ny fiteny ampiasain’ny 82% ny mponina.
Read MoreMpilalao sangany amin’ny « Billard anglais » i Judd Trump. Teraka ny 20 aogositra 1989 tao Bristol izy. Hatramin’ny fotoam-pilalaovany dia efa
Read MoreTeraka ny 26 novambra 1911 tao Ozorków, Pologne i Samuel Reshevsky ary maty ny 4 aprily 1992 tao New York.
Read More« Transgenre » izany hoe lehilahy nivadika ho vehivavy i Kataluna Enriquez. Teraka ny taona 1994 na 1995 taona Angeles City, Pampanga
Read More