ActualitésTatitra

Etats-Unis : (I’ve Had) The Time of My Life, hira nanamarika ny sarimihetsika Dirty Dancing

Hira nosoratan’i Franke Previte, Donald Markowitz ary John DeNicola ny (I’ve Had) The Time of My Life. Nohorain’i Bill Medley sy Jennifer Warnes kosa izy tamin’ny taona 1987.

Io hira io no nanamarihana ary nandravahana ilay sarimihetsika malaza Dirty Dancing. Tamin’ny taona 2010 dia navaozin’ny vondrona mpanao « hip-hop » The Black Eyed Peas io hira io ary nomeny no lohateny hoe The Time (Dirty Bit). Hita ao amin’ny rakikira The Beginning nivoaka tamin’ny taona 2010 izany hira izany.

Laisser un commentaire