Belgique : Efa maherin’ny enim-bolana no tsy hita i Emilie Leblanc
Tovovavy 17 taona monina ao Louvrière i Emilie Leblanc. Tsy hita popoka nanomboka ny 8 jona 2022 teo izy hatramin’izao.
Read More
Tovovavy 17 taona monina ao Louvrière i Emilie Leblanc. Tsy hita popoka nanomboka ny 8 jona 2022 teo izy hatramin’izao.
Read MoreLehilahy iray antsoina hoe J J Bricoleur no nandendeha tamin’ny kodiarandroa tao Saint-Leu no tafaresaka tamin’ny lehilahy tsy nanan-kialofana iray,
Read MoreNisehoana fanafihana antsantsa tao atsinanan’ny nosy Maurice, tsy lavitry ny île aux Flamants ny herinandro lasa teo. Lehilahy mpanjono iray
Read MoreMahatratra 31 ny trangam-pamonoana olona nifandray tamin’ny fanondranana zava-mahadomelina tamin’ny taona 2022 raha ny tatitry ny lehiben’ny polisy ao Marseille,
Read MoreAnkohonana kely iray nikasa nanao fety tany amin’ny reniben’ny ankizy no niharan’ny lozam-pifamoivoizana ny herinandro lasa teo. Olona dimy no
Read MoreEfa am-bolana maromaro izao no misedra tsy fahampiana fanafody ny toeram-pamarotana izany ao France. Nanana olana teo amin’ny famatsiana ireo
Read MoreNikarakara valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety tao Dzaoudzi ny prefektioran’i Mayotte manoloana ny fisokafan’ny vanim-potoan’ny rivodoza 2022-2023. Notronin’ny talen’ny « interrégional
Read MoreNihena ny vidin’ny solika eran-tany tamin’ity volana desambra ity. Nihena – 12,74 % izany ho an’ny « sans-plomb » raha nilatsaka -14,79%
Read MoreHanavao ny endriky ny « quartier des banques » no vina hapetrakin’ny Exim Bank sy ny Ifc (Ingénierie financière et conseil) izay
Read MoreNisehoana fifampitifirana tao amin’ny toeram-pisotroana Lighthouse, tao Wallasey, Liverpool. Mbola ampandihizana sy ampialam-boly avokoa ireo mpanjifa no raikitra ny fifampitifirana
Read More