Afrique du Sud: Olona 30 no maty tao anatin’ilay fianjerana trano
Trano lehibe iray, izay nahitana efitra 42 no nirodana tany Afrika Atsimo. Olona manodidina ny 30 no namoy ny ainy
Read More
Trano lehibe iray, izay nahitana efitra 42 no nirodana tany Afrika Atsimo. Olona manodidina ny 30 no namoy ny ainy
Read MoreHiroso amin’ny fanadihadiana sy ny fizahana ny razan’ilay vehivavy, hita tao anaty harona plastika, tany Pyrénées Orientales, France, ireo manam-pahefana
Read MoreMpiandry fonja roa farafahakeliny no maty tany Eure, France, nandritra ny fanafihana ny fiara mpitondra voafonja niseho omaly. Ankoatra izay,
Read More“Miverena any Afrika” io no soratra lehibe nasehon’ireo dimy lahy noho ny tsy fankasitrahana ny fisian’ireo mpifindra monina mankao Marseille,
Read MoreOmaly, vao marainan’ny talata no tonga tao amin’ny oniversiten’i Genève, izay nisy ireo mpianatra palestinianina nanao fihetsiketsehana sy tsy nanaiky
Read MoreNanao fanambarana indray ny ministry ny fahasalamana tao amin’ny nosy Mayotte, omaly, noho ny fisian’ny trangan’aretim-pivalanana vaovao indray. Olona 67
Read MoreNiara-nientana ireo polisy, mpitsabo biby ary ireo mpiasa avy amin’ny ministeran’ny tontolo iainana, tao Costa Rica tamin’ny famindrana ireo biby
Read MoreVehivavy manodidina ny 80 taona, mpikambana anatin’ny vondrona miaro ny tontolo iainana “Just Stop Oil” no naneho ny hatezerany sy
Read MoreMitohy hatrany ny fanafihana sy ny famoretana anaty ataon’ireo jiolahy ao Haiti, hatramin’izao fotoana. Biraon’ny kaomisarian’ny polisy iray indray, tao
Read MoreTsy nampoizina ny zava-niseho tao amin’ny trano figadrana iray tany Sète, France, ny alin’ny zoma hifoha sabotsy teo. Gadra am-polony
Read More