France: Lehilahy iray nisy nitifitra teny an-dalambe
Lehilahy iray 18 taona no nisy nitifitra ka naratra mafy tao amin’ny araben’i Marseille avaratra. Araka ny fanazavana dia nahitana
Read More
Lehilahy iray 18 taona no nisy nitifitra ka naratra mafy tao amin’ny araben’i Marseille avaratra. Araka ny fanazavana dia nahitana
Read MoreTafakatra hatramin’ny 134 ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny ady ao Soudan amin’izao fotoana. Nihamafy izany fipoahana ady izany
Read MoreAndro maromaro no nisian’ny hetsika fitokonana tao Nouvelle Calédonie, ka nahatonga ny fanjakana nametraka hamehana, ho fandaminana ny mponina ao
Read MoreMahatratra 25 ireo tadio mahery vaika (tornade) nandalo tao amin’ny faritra atsimon’i Etazonia, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Tao Texas, Oklahoma
Read MoreOlona folo no namoy ny ainy, efapolo hafa no naratra mafy, ny sivy amin’izy ireo ahiana mafy ny ainy vokatry
Read MoreNisehoana horohorontany tao amin’ny nosy kely iray, tao amin’ny ranomasimbe Pacifique atsimo ny alin’ny alahady teo. Araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana
Read MoreOlona maherin’ny 14 no maty, telo hafa naratra vokatry ny haintrano niseho tamin’ny immeuble iray tany amin’ny renivohitr’i Vietnam, ny
Read MoreTanàna maherin’ny enina, mitoetra any akaikin’ny tendrombohitra, any Papouasie, Nouvelle-Guinée no lasibatry ny fihotsahan-tany, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Raha ny
Read MoreLehilahy iray no namono olona miisa valo ary nandratra iray hafa tamin’ny tsatok’antsy tao amin’ny tanànan’i Xiaogan, renivohitr’i Hubei, any
Read MoreNandritra ny fotoana nandalovan’ny lelan’afo olimpika tao Bordeaux, dia nisy ihany koa ny lavanty an’ireo fitaovana miavaka sy tokana tao
Read More