SocialTatitra

Nosy Tonga : Nisehoana horohoron-tany manodidina ny mari-drefy 6,6

Nisehoana horohorontany tao amin’ny nosy kely iray, tao amin’ny ranomasimbe Pacifique atsimo ny alin’ny alahady teo. Araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana momba ny fihetsiky ny tany amerikanina, dia nahatratra hatramin’ny 6,6 ny maridrefin’ity horohoron-tany ity. Raha ny halalin’ny fihetsehan’izany, dia nahatratra hatramin’ny 112 kilometatra amabanin’ny tany ary 200 kilometatra tao amin’ny foiben’ity nosy kely ity.

Laisser un commentaire