PolitiqueTatitra

Nouvelle Calédonie: Niroso tamin’ny fanafohanana ny hamehana ny governemanta

Andro maromaro no nisian’ny hetsika fitokonana tao Nouvelle Calédonie, ka nahatonga ny fanjakana nametraka hamehana, ho fandaminana ny mponina ao an-toerana. Omaly alatsinainy, nanao fanambarana ny governemanta tany an-toerana fa hiroso amin’ny fanafoanana izany. Ao anatin’izany, mpitandro filaminana manodidina ny 500, no ahetsika. Marihina moa fa efa nanomboka ny 15 may no nametraka ity hamehana ity ny tomponandraikitra tao an-toerana.

Laisser un commentaire