Chine : Nahatratra 52,2°C ny mari-pana tao an-toerana
Ny 16 jolay teo no voarakitra ny mari-pana ambony indrindra tao Chine. Tafiakatra 52,2°C izany tao amin’ny tanànan’i Turpan, ao
Read More
Ny 16 jolay teo no voarakitra ny mari-pana ambony indrindra tao Chine. Tafiakatra 52,2°C izany tao amin’ny tanànan’i Turpan, ao
Read MoreNanomboka ny volana aprily teo dia olona maro avy amin’ny fiangonana zandriny iray antsoina hoe «Église internationale de Bonne Nouvelle » no
Read MoreTelolahy no voatazona am-ponja noho ny fihetsika sy fandikan-dalàna nataon’izy ny alatsinainy 17 jolay teo. Ny roa lahy amin’izy ireo
Read MoreTsy vitsy ny ray aman-dreny mamono zanaka any amin’ny firenena mandroso. Isan’ireo voampanga ao anatin’izany i Claire Scanlon, 38 taona.
Read MoreTanteraka soa aman-tsara ny hetsika fitsarana kopia faobe, izay natolotry ny kaominina Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Ankizy latsaky ny
Read MoreMaro ny fepetra norasain’ny nosy Maurice manoloana ny ady amin’ny fifohana sigara. Isan’izany ny fampiasa « paquet neutre », ny fandraràna ny
Read MoreTambajotran-jiolahy, mpamaky trano no tratran’ny zandary teo am-panaovana ny asa ratsiny, ny herinandro lasa teo, tao amin’ny fokontany Ambohibato, kaominina
Read MoreMaro ny tranom-boky saingy misy ihany koa ny sambom-boky. Ny Logos Hope no lehibe indrindra amin’izany izay novolavolain’ny orinasa ao
Read MoreEnin-dahy no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Tambajotran-jiolahy, mpanao fanafihana sy fanendahana ao
Read MoreMpampianatry ny garabola iray no nanampoizina zaza mahery ny 20 tao Chine efa-taona lasa izao. Raha tsiahivina dia nasian’io mpampianatra
Read More