31 desambra: Hitafa amin’ny vahoaka ny filoha
30 Desambra, 09h00. Hanatanteraka lahatenin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ny Zoma 31 desambra ho avy izao amin’ny 8 ora alina.
Read More
30 Desambra, 09h00. Hanatanteraka lahatenin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ny Zoma 31 desambra ho avy izao amin’ny 8 ora alina.
Read More30 Desambra, 08h00. Basy tsy ara-dalàna miisa 31 no nisy nanatitra tamin’ny zandarimariam-pirenena tao Betroka taorian’ny fanentanana nataon’izy ireo tamin’ny
Read More29 Desambra, 09h17. Tontosa omaly 28 desambra tao amin’ny Rezimanta fahatelon’ny ZDR Tsiribihna ny lanonana ara-miaramila fanaovam-beloma farany sy fanomezam-boninahitra
Read More29 Desambra, 09h00. Noravana ireo trano « sachet » nanamorona ny Bord any Mahajanga. Noesorina niala teo ihany koa ilay
Read More29 Desambra, 08h30. Vato indostrialy « agathes », « quartz rose », « cristal » mitotaly 1 taonina sy 781kg no nentina fiara sprinter iray teny
Read More29 Desambra, 08h00. Olona efatra no maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny lalam-pirenena faharoa sampanan’i Manambato ny 27 desambra
Read More28 Desambra, 09h30. Nijery ny zava-misy ary nitondra fanampiana tany Soanierana Ivongo ny Minisitry ny mponina sy ny olona manan-kaja
Read More28 Desambra, 09h00. Nanatanteraka fiofanana mahakasika ny famoronana angano ireo mpandray anjara nahazo mari-pankasitrahana tamin’ny fifaninanana « conte illustré » ny 30
Read More28 Desambra, 08h30. Nodimandry ny 26 desambra teo i pasitera Tantely Ratsimba, tompon’andraikitry ny “Mission Miomàna”. Nanao fampianarana sy fitoriana
Read More28 Desambra, 08h00. Notanterahana ny alatsinainy 27 desambra 2021 teo ny fifidianana teo anivon’ny Federasiona Malagasin’ny Judo, natrehan’ny solotenan’ny Ministeran’ny
Read More