Nodimandry i pasitera Tantely Ratsimba
28 Desambra, 08h30. Nodimandry ny 26 desambra teo i pasitera Tantely Ratsimba, tompon’andraikitry ny “Mission Miomàna”. Nanao fampianarana sy fitoriana tao amin’ny fahitalavitra MaTv no tena nahafantarana azy. Nalevina ny 27 desambra teo ihany ny nofomangatsikany noho izy lavon’ny valan’aretina Covid-19.
