Tranga vaovao avy any ivelany roa tonga teto Madagasikara
28 Oktobra, 08h10. Vehivavy 02 avy any ivelany tonga teto Madagasikara no voamarina fa voan’ny covid. Izany no nambara nandritra ny valan-dresaka nataon’ny Minisiteran’ny fahasalamana omaly.