TSARAMASAY: Nandray an-tànana ny fanadiovana ny mpitandro ny filaminana
20 Janoary, 07h00. Tonga nanampy ny mponina teny Tsaramasay tamin’ny fisorohana ireo tsikafona tao anatin’ny lakan-dranon’Andriantany ireo mpitandro ny filaminana.
Read More
20 Janoary, 07h00. Tonga nanampy ny mponina teny Tsaramasay tamin’ny fisorohana ireo tsikafona tao anatin’ny lakan-dranon’Andriantany ireo mpitandro ny filaminana.
Read More19 Janoary, 12h00. Jiolahy enin-dahy no nanambana basy ny saofera sy ny ekipa niasa nanangona fako an’ny S.M.A na Société
Read More19 Janoary, 11h00. Tsy mifanaraka amin’ny asa fanaovan-gazety sy ny serasera amin’ny haino aman-jery ny fiofanana omen’ireo sekoly manana lalam-piofanana
Read More19 Janoary, 10h00. Maro mahita tombon-tsoa amin’ny fiakaran’ny rano nanomboka omaly 18 janoary. Ao ireo posy, sarety ary bisikileta mikarana
Read More19 Janoary, 09h00. Namoaka tarehimarika nirakitra ireo takaitra vitsivitsy naterakin’ny ora-nikija ny alin’ny 17 hifoha 18 janoary teo ny BNRGC.
Read More19 Janoary, 08h00. Nanapa-kevitra ny filoha Andry Rajoelina fa hahemotra ny fanombohana ny fambolen-kazo tokony natomboka tao Mahanoro sy Iavoloha
Read More18 Janoary, 12h00. Fasana roa indray no nisy namaky tao amin’ny toeram-pandevenan’Amboaboaky Morombe. Nalain’ireo mpandroba izay nilainy ary navelany nidanadana
Read More18 Janoary, 10h42. Nitondra voka-dratsy maro teto amin’ny faritra afovoantany ny orna nikija nandritra ny ora fito ny alin’ny 17
Read More18 Janoary, 14h00. Raha tsiahivina dia i Zambi ilay mpanjono nanavotra ny SEG Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarmariam-pirenena izay nilomano nandritra
Read More18 Janoary, 09h00. Toeram-pivarotana iray no notafihan’ny lehilahy dimy tao Mahavatse II, Toliary ny alahady tamin’ny 1 ora maraina. Nirongo fitaovam-piadiana ireo andian-jiolahy ireo
Read More