Maroantsetra: Lehilahy iray nitetika ny vadiny tamin’ny antsy be
18 Janoary, 08h00. Vehivavy iray no novonoin’ny vadiny tamin’ny fomba feno habibiana tao Andrahanana, kaominina Ambanizana distrikan’i Maroantsetra ny alin’ny 14
Read More
18 Janoary, 08h00. Vehivavy iray no novonoin’ny vadiny tamin’ny fomba feno habibiana tao Andrahanana, kaominina Ambanizana distrikan’i Maroantsetra ny alin’ny 14
Read More17 Janoary, 11h00. Trano fivarotana firavaka iray eny Antaninarenina no nisy namaky. Nandoaka lavaka lehibe mihitsy ireto mpamaky tsena ny
Read More17 Janoary, 10h30. Tapaka ny lalana ao Ambanja amin’izao fotoana izao. Vokany, voatery mivarotra mora ireo mpivarotra. Tsy araka ny
Read More17 Janoary, 10h00. Niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera Facebook ny horonantsarin’ny lehilahy iray nangalatra moto teo Antaninandro. Nanao antso avo tao
Read More17 Janvier, 09h30. Nisehoana lozam-pifamoivoizana ny alahady teo tao Andilapotsy, 5 km mialan’Ambatondrazaka. Fiara fitateram-bahoaka iray mampitohy an’Amparafaravola sy Ambatondrazaka
Read More17 Janoary, 09h00. Natomboka sabotsy teo ny asa fanamboarana ny lalana simba teo amin’ny PK 605+010 amin’ny làlam-pirenena fahafito fivoahana
Read More14 Janoary, 09h45. Nodimandry ny Pastora Velomahatombo Filoha lefitry ny Fiangonana Loterana Malagasy sady filohan’ny synodam-paritan’i Menabe ny Pastora Velomahatombo.
Read More14 Janoary, 09h30. Nilaza ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Randriamanantany Zely Arivelo fa voatazona ny datin’ny 17 Janoary 2022 hidiran’ny mpianatra.
Read More14 Janoary, 09h15. Ny alatsinainy 10 janoary 2022 teo no nametrahana galonan’ireo Jeneraly izay nakarina ho « Général de Division
Read More14 Janoary, 09h00. Natolotra ny 13 janoary lasa teo ny mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra teny Sinoa, miaramila sy sivily, andiany
Read More