Dépêches

Ihorombe : Natomboka ny fanamboarana ny RN7 PK 605+010 faritra Ihorombe

17 Janoary, 09h00. Natomboka sabotsy teo ny asa fanamboarana ny lalana simba teo amin’ny PK 605+010 amin’ny làlam-pirenena fahafito fivoahana ny tànanan’Ihosy izay nihotsaka nohon’ny fiakaran’ny rano. Hifarimbonan’ny Minisitera’ny Asa Vaventy sy ny Governoran’ny Faritra Ihorombe kosa ny fanamboarana ny làlana.

Laisser un commentaire