Antaninandro : Mpangalatra moto tratra teo Antaninandro
17 Janoary, 10h00. Niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera Facebook ny horonantsarin’ny lehilahy iray nangalatra moto teo Antaninandro. Nanao antso avo tao tao amin’ny tambajotra ihany ka noho ny fiaraha-miasa nataon’ny olona tsara sitrapo sy ny Polisin’ny boriborintany fahatelo dia tra-tehaka ilay lehilahy. Niaiky izy lehilahy nandritra ny famotopotorana azy.
