Fizahantany : Hisokatra ny 5 martsa ny habakabak’i Madagasikara
24 Febroary, 14h00. Tapaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra natao omaly alarobia fa hisokatra manomboka ny 5 martsa izao ny
Read More
24 Febroary, 14h00. Tapaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra natao omaly alarobia fa hisokatra manomboka ny 5 martsa izao ny
Read More24 Febroary, 13h00. Nivoaka an-dranomasina tao Atsimon’ny distrikan’i Ampanihy i Emnati omaly tamin’ny 09 ora sy sasany alina teo. Tany
Read More24 Febroary, 12h00. Mbola mitohy ny hetsika fampiratiam-boky eny Analakely androany. Betsaka ireo fikambanan’ny mpanoratra hita eny an-toerana toy ny
Read More24 Febroary, 09h00. Olona 44 297 no nafindra toerana noho ny fandalovan’ny rivodoza Emnati raha ny voalazan’ny BNGRC. Mitsinjara tokantrano
Read More24 Febroary, 08h00. Fiara vaventy lehibe iray no tapaka hisatra teo Ankadimbahoaka omaly hariva ka nitorona ary nifatratra tamin’ny entana
Read More23 Febroary, 11h45. Tao amin’ny Distrikan’Iakora no nisy ny ivon’ny Emnati tamin’ny 8 ora maraina teo. Nihena ho 100 km/ora
Read More23 Febroary, 11h00. Nahazo vaovao mahakasika ny halatr’omby ny kaompanian’ny zandarimaria Ambatolampy. Nanao vela-pandrika izy ireo ka nahatratra ny dahalo
Read More23 Febroary, 10h00. Natomboka tamin’ity herinandro ity ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo, izay Tetikasan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalany minisiteran’ny Asa
Read More23 Febroary, 09h00. Tsy mbola tafarina tamin’ny rivodoza teo aloha i Vangaindrano nefa dia nisedra ny rivodoza EMNATI sahady. Vokatr’izany
Read More23 Febroary, 08h00. Renim-pianakaviana iray tra-boina raisina an-tanana ao amin’ny Gymnase Ambatomena Fianarantsoa no teraka. Nentina avy hatrany ao amin’ny
Read More