Dépêches

Antananarivo : Natomboka ny asa fanamboaran-dalana

23 Febroary, 10h00. Natomboka tamin’ity herinandro ity ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo, izay Tetikasan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalany minisiteran’ny Asa Vaventy. Lalana mirefy 1km 200 mampitohy ny Fokontany Anosibe sy Anosipatrana no asiam-panamboarana amin’izany. Ho an’ny tombontsoam-bahoaka sy ny fanatsarana ny fifamoivoizana ny anton’izao fanamboarana izao.

Laisser un commentaire