Ambohimanambola: Nitohy tao amin’ny fokontany Gara ny fanentanana isam-pokontany nataon’ny tomponandraikitry ny kaominina
Nanatanteraka fanentanana isam-pokontany, ka nitety ireo fokontany ao anatin’ny kaominina ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambla ny faran’ny herinandro teo.
Read More