Inde : Notokanana ny « temple de la discorde »
Notanterahina omaly ny fitokanana ny toeram-pivavahana lehibe Ram Mandir, ao Ayodhya, Inde. Nitarika ny lanonana tao an-toerana ny praiministra Narendra
Read More
Notanterahina omaly ny fitokanana ny toeram-pivavahana lehibe Ram Mandir, ao Ayodhya, Inde. Nitarika ny lanonana tao an-toerana ny praiministra Narendra
Read MoreNahazo ivon-toeram-pitsaboana vaovao, ny kaominina Sabotsy Namehana. Ny sabotsy teo no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Centre de santé Mamindra
Read MoreDes nouvelles de la sonde japonaise envoyée sur la Lune. L’agence spatiale japonaise (Jaxa) a annoncé hier avoir éteint l’alimentation
Read MoreDahalo mpangalatr’omby nitsoaka, avy any amin’ny kaominina Ambohimandry, distrika Arivonimamo, no tratra rehefa nisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny zandarimaria, ny
Read MoreNiantso ireo mpamily fiaran-dalamby hanao fitokonana mandritra ny enina andro ny avy amin’ny syndicat GDL ao Allemagne, manomboka rahampitso alarobia,
Read MoreLehilahy iray no voasambotra niaraka tamin’ny bisikileta nangalariny ; tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ny faran’ny herinandro teo. Efa ela no nampiahiahy
Read MoreNanomboka ny hetsika fanaovam-bakisiny, enti-miady amin’ny aretina tazomoka, i Cameroun, nanomboka omaly alatsinainy. Fotoana iray manamarika ny tantara ho an’ny
Read MoreTontosa tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanolorana sy famindram-pitantana, eo amin’ny kaominina, tomponan’ny materialy sy ny orinasa EERT, izay mpitantana
Read MoreNisehoana fihotsahan-tany tao amin’ny faritanin’i Yunnan, any atsimo andrefan’i Chine, omaly alatsinainy, tokony ho tamin’ny 5:51 maraina (ora tany an-toerana).
Read More