Ambohimangakely : Nisy ny fizarana fanomezana niarahana tamin’ny Association Soa
Notanterahana ny alarobia, 13 desambra teo, ny hetsika fizarana fanomezana ho an’ny vehivavy sy ny renim-pianakaviana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely,
Read More
Notanterahana ny alarobia, 13 desambra teo, ny hetsika fizarana fanomezana ho an’ny vehivavy sy ny renim-pianakaviana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely,
Read MoreAretina tena manahirana tokoa ny aretin’ny fahasemporana na Asthme ary tena mandoza raha tsy voatsabo farak’izay haingana.Fomba fitsaboana natoraly hitsaboana
Read MoreAo anatin’ny hetsika fanentanana ny Raoka fako ao amin’ny fokontany Ampahimanga Ambohimanambola, dia anisan’ny nomena lanja ihany koa ny lalao
Read MoreMiara-miasa amin’ny Lapan’ny tanàna sy ny Civis ary ny Faritra izany fampandrosoana izany, ahafahana miantoka ny fivezivezen’ny mpitaingina bisikileta sy
Read MoreTelolahy no tratran’ny zandary, avy ao amin’ny brigady Ambohimanga rova, teo ampifohana rongony, ny alarobia teo. Avy eny amin’ny faritra
Read MoreNisy ny fivoriana mahakasika ny olan’ny rano, notanterahana tao amin’ny biraon’ny kaominina Alasora ny alarobia teo. Nampiantso ny tomponandraikitra misahana
Read MoreManoloana ny olana sedrain’ny mponina ao amin’ny tampon-tanàn’Alasora, efa amam-bolana maro izay, mahakasika ny tsy fisian’ny rano, dia teny amin’ny
Read MoreNanolotra fampiofanana ho an’ireo tanora avy ao amin’ny kaominina, ny Centre de Formation Professionnel Masindray (CFP) niaraka tamin’ny kaominina Masindra.
Read MoreHanomboka ny sabotsy 16 desamba izao ny fifaninanana basket-ball, amin’ny lalao izay karakarain’ny kaominina Ankadikely Ilafy ho an’ireo klioba eny
Read MoreNisy fanafihana balafomanga Rosiana namely ny renivohitra Okrainiana ny alarobia 13 desambra lasa teo, ka am-polony no naratra, araka ny
Read More