ConseilTsidika

Fanafody sempotra natoraly ny ravina zavoka

Aretina tena manahirana tokoa ny aretin’ny fahasemporana na Asthme ary tena mandoza raha tsy voatsabo farak’izay haingana.Fomba fitsaboana natoraly hitsaboana izay amin’ny alalany ravina zavoka.Alaina ny ravina zavoka mihisa 7 ary ampangotrahana miaraka amin’ny rano 1 litatra mandritrany 30minitra eo ho eo izay vao ampiasaina.

Fomba fampiasana azy,misotro 1vera lehibe isakiny alohan’ny hatory.Atao madritrany 1volana vao afaka ilay sempotra. Tsy atao isan’andro koasa ny fihinana azy fa iny 3 anatiny herinandro ihany no misotro azy. Afanaina ny ambiny raha tsitiana asiso ary afaka sotroina ny ampitso.

Laisser un commentaire