Ambodirano Ampefiloha : Trano miisa 35 ravan’ny afo
Nitrangana fahaimaizana tety amin’ny faritry ny fokontany Ambodirano Ampefiloha, omaly tolakandro. Trano miisa 35 tafo no may kila nandritra izany.
Read More
Nitrangana fahaimaizana tety amin’ny faritry ny fokontany Ambodirano Ampefiloha, omaly tolakandro. Trano miisa 35 tafo no may kila nandritra izany.
Read MoreNotontosaina ny sabotsy teo ny andro voalohany no sady fanokana ara-pomba ofisialy ihany koa ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny distrika Avaradrano,
Read MoreVoasambotra omaly alahady tao Ambodifamba Andapa, ny tovovavy iray nirehareha, nanao fanamby (challenge) mandoro vola tao amin’ny tambajotran-tserasera facebook. Voarara
Read MoreNanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana ara-panatanjahantena iraisan’ny kaominina ato amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball. Samy naneho
Read MoreVoasambotra ilay raim-pianakaviana voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ny zanany manana fahasembanana 09 taona, natao tao anaty gony ary nalatsaka
Read MoreTahaka izao ny filaharan’ireo kandida filoham-pirenena taorian’ny hatsapaka izay natao teny amin’ny CENI Alarobia anadroany maraina.
Read MoreTamin’ny sabotsy teo no nanatanterahana ny fanokafana ny lalao fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny kaominina, eo amin’ny taranja basket-ball,eto amin’ny distrika Avaradrano.
Read MoreManjaka ny tsy fandriam-pahalemana tato ho ato ary miseho amin’ny endrika samy hafa izany eny rehetra eny. Samy manao ny
Read MoreNy Praiminisitra Ntsay Christian no mitondra vonjimaika ny firenena, araka ny fanapahana laharana faha 12-HCC/D3 ny 9 septambra 2023 noraisin’ny
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa vaovao tao amin’ny EPP Ambohitrarahaba, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tao
Read More