France: Notsaraina ny herinandro lasa teo ilay vehivavy nanolana ny zaobaviny
Vehivavy iray 36 taona no notsaraina tao Toulouse ny herinandro lasa teo noho ny fakana an-keriny, fanaovana herisetra, vono, fampijaliana
Read More
Vehivavy iray 36 taona no notsaraina tao Toulouse ny herinandro lasa teo noho ny fakana an-keriny, fanaovana herisetra, vono, fampijaliana
Read MoreNisy ny hetsika ara-pilazan-tsara nentina nanamarihana ny andron’ny alatsinainin’ny pantekoty tao amin’ny kaominina Anjeva gara. Mpankanto ara-pilazan-tsara maro avy ao
Read MoreDépêche 30 mai, 13h, Tompondakan’ny Afrika tamin’ny lalao IHF Trophy Dames Zone 6 ny Akio zokiny sy zandriny vehivavy. Natao
Read MoreDépêche 30 mai, 12h30, Toy ny mahazatra ny antoko Tiako I Madagasikara dia manatanteraka ny Kongresim-paritra hatrany izy ireo. Ao
Read MoreDépêche 30 mai, 12h, Vokatry ny avandra be izay nirotsaka saika nanerana ny Nosy ny 25 mey teo dia niharan’izany
Read MoreMbola miady mafy ny tompon’andraikitra amin’ny ady amin’ny andiam-balala. Tany mirefy 50 000 Ha no eritreretina ho tratrarina amin’ity ady kanefa
Read MoreDépêche 30 mai, 11h, Samy nanana ny fomba nankalazany ny fetin’ny Pantekoty avokoa ny olona rehetra tsy ankanavaka. Ny alahady dia
Read MoreDépêche 30 mai, 11h, Androany 30 mey no hanatanterahana ny CEPE Katolika ho an’ireo mpianatra amin’ny Sekoly Katolika rehetra. Manana
Read MoreTovolahy iray antsoina hoe Rasta, avy ao amin’ny kaominina Anjeva gara no tratran’ny zandary avy amin’ny poste avancé ao an-toerana,
Read MoreLehilahy iray 72 taona no nianjera tao amin’ny valam-boay tao Siem Reap ao Cambodge. Raha ny fanazavan’ny lehibe ny polisy
Read More