Dépêches

Fampianarana : Hiatrika ny CEPE Katolika ireo mpianatra anio

Dépêche 30 mai, 11h, Androany 30 mey no hanatanterahana ny CEPE Katolika ho an’ireo mpianatra amin’ny Sekoly Katolika rehetra. Manana endrika toy ny CEPE blanc ihany izy ity saingy ahazoana ny mari-pahaizana CEPE izay avoakan’ny Sekoly katolika rehetra manerana ny Nosy. Hisy ihany koa ny fifanakalozana sekoly izay hitovy endrika amin’ny fanadinana CEPE an’ny fanjakana. Mirary soa ho an’ny mpianatra rehetra voakasik’izany.

Laisser un commentaire