Banque Centrale : Nisolo ny governora taorian’ny fialan’i Henri Rabarijohn.
Dépêche 05 janvier, 12h00, Noho ny antony ara-pahasalamana dia nametraka fialana ny Governoran’ny Banque Centrale Henri Rabarijohn. Nankatoavin’ny filan-kevitry ny
Read More
Dépêche 05 janvier, 12h00, Noho ny antony ara-pahasalamana dia nametraka fialana ny Governoran’ny Banque Centrale Henri Rabarijohn. Nankatoavin’ny filan-kevitry ny
Read MoreDépêche 05 janvier, 11h30, Manana mpitsara lalao iraisam-pirenena miisa 19 i Madagasikara izay hitsara mandritra ny lalao rehetra amin’ity taona
Read MoreLehilahy nivadika vehivavy (transgenre) iray antsoina hoe Scott McLaughlin no nanolana sy nitsatok’antsy ary nanakenda vehivavy iray nantsoina hoe Beverly
Read MoreNiteraka fimenomenomana teo amin’ireo mponina sy mpampiasa ny lalana amin’ny lalam-pirenena fahatelo, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny mahakasika ny
Read MoreToerana manan-tantara ity Nosy Ve ao Anakao Toliara ity satria toerana fanaovana sorona sy fangataham-pitahiana ho an’ireo mponina sy mpisehatra
Read MoreManoloana ny tranga izay niseho taorian’ny hetsika izay nataon’ny antokom-pinoana sy mpitondra fivavahana teny amin’ireo doany tao amin’ny kaominina Ambohimanga
Read MoreVoasaringotra anaty fanadihadiana savaranonando momba ny herisetra ara-nofo tamin’ny olona marefo (vulnérable) ny arsevekan’i Paris teo aloha Michel Aupetit. Raha
Read MoreHisy ny « sélection régionales U19 » manerana ny Nosy, ahafahana mitily ireo tanora izay mety handrafitra ny Barea rehefa aoriana kely
Read MoreZazavavy kely 3 taona no nijoro teo akaikin’ny reniny tao amin’ny gara tao Portland, Oregon no nisy nanosika tampoka teo
Read More