Antsohihy: Tovolahy mpanao arina fandrehitra nahiditra am-ponja noho ny fihitaran’ny afo
Tovolahy 17 taona avy ao Ankaraobato, kaominina Anjiamangirina, Antsohihy no nahiditra am-ponja vonjimaika noho ny fanaovana charbon na arina fandrehitra
Read More