Actualités

Polisim-pirenena: Pasitera amin’ny fiangoanana zandriny iray voasambotra noho ny fanolanana

02 Septembre, 12h00 Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny polisim-pirenena no nahafantarany ity tranga iray tao amin’ny fiangonana zandriny eto an-drenivohitra. Pasitera iray no voasambotra noho ny fanararaotana ara-nofo nataony tamin’ireo mpino tao aminy izay miisa telo, 13, 18 ary 19 taona rehefa nohamarinin’ny mpitsabo sy nanaovana fanadihadiana. Nidoboka vonjimaika eny Antanimora omaly tao aorian’ny fampanoavana ity pasitera izay milaza ho profety ity ity.

Laisser un commentaire