Fandriam-pahalemana : Miasa ho an’ny vahoaka ny mpitandro filaminana
Tonga nanatona ireo mpiara-miasa eo ambany fiadidiany ny Ministry ny Filaminam-bahoaka. Nitsidika sy niarahaba noho ny taom-baovao ireo mpitandro filaminana
Read More
Tonga nanatona ireo mpiara-miasa eo ambany fiadidiany ny Ministry ny Filaminam-bahoaka. Nitsidika sy niarahaba noho ny taom-baovao ireo mpitandro filaminana
Read MoreNahazo fiara enti-miasa ny faritra Itasy sy Amoron’i Mania. Ireto farany izany faritra isan’ny manana Distrika betsaka misitraka ny tetik’asa
Read MoreManentana ny mponina hanaja ireo fepetra sakana rehetra hisorahana amin’ny firongatry ny covid-19 ny Prefet an’Ambatondrazaka. Efa miha mitombo ihany
Read MoreNamarana ny fifanarahana tamin’ny « En Avant Guingamp » amin’ny filalaovana an-kianja i Mombris. Antony arak’as ano nahatonga izany fanampahan-keviny izany. « Noho
Read MoreSamy nanana ny fomba nandraisana ny taona vaovao ny rehetra. Hazakazaka namakivaky ny tanànan’i Fianarantsoa kosa no nentin’ireo zandary nanamarihana
Read MoreNiarahaba sy nirary so any Minisitry ny fiarovam-pirenena, Rakotonirina Richard ny tompon’andraikitra ao amin’ny Ministera sy ny ao amin’ny fibaikoana
Read MoreTsy nahazo nahondrana nanomboka ny taona 2019 teo ny manga zana-tany tao La Réunion noho izy simban’ny lalitra « dorsalis » izay
Read MoreHita ny herinandro lasa teo tao an-tranony tao Madrid ny fatin’i Julien Charlon, teratany frantsay 47 taona sy ny zanany
Read MoreHiran’ny mpanao Rap iray antsoina hoe, Logic izay mitondra ny tena anarana hoe Sir Robert Bryson Hall II ny « 1-800-273-8255 ».
Read MoreVitsy sisa ireo toerana miahy vehivavy mbola sahy mijoro ao Afghanistan hatramin’ny nitondran’ny Taliban. Nitsoaka nonina tao amin’ny toby mbola
Read More