Dépêches

Toamasina: Misy ny lamina hisian’ny filaminana

16 Desambra, 08h00. Ao anatin’ny fandrindrana ny tanàna, sy fandaminana ny fifamoivoizana ny kaominina ambonivohitra Toamasina amin’izao fotoana izao. Marihina fa efa hatramin’ny volana jolay no efa nisy ny fanentanana ny vahoaka ny amin’ny tsy tokony hanaovana fanorenana eny amin’ireo toerana voarara toy ny arabe, lakan-drano.

Laisser un commentaire