Lehilahy efa nahazo taona notapahin-doha tany Mahajanga, nalefa any am-ponja vonjimaika ny voam-panga
Nalefa vonjimaika tany amin’ny fonja Marofoto Mahajanga ilay lehilahy 33 taona namono nahafaty ilay rangahy be tsy manan-kialofana 60 taona.
Read More