Anio no hihaona ny Barea sy Tanzania
07 Septambra, 11h30. Lalao faharoa izay ho hatrehan’ny ekipam_pirenena Malagasy ny fanitsanana hiadiana ny coupe du monde_Quatar/2022 ity ho tontosaina anio ity. Handeha mivantana ao amin’ny fahitalavitra TVM amin’ny 4 ora eto madagasikara ny lalao.
