Inde : Tsy voafehy intsony ny valan’aretina coronavirus
Hopitaly maro any amin’ny faritra avaratry ny firenena indianina no manambara fa tsy manana « oxygene » intsony, amin’ny alalan’ny peta-drindrina eo
Read More
Hopitaly maro any amin’ny faritra avaratry ny firenena indianina no manambara fa tsy manana « oxygene » intsony, amin’ny alalan’ny peta-drindrina eo
Read MoreMangataka ny hialan’ny filoham-pirenena ao Somalie ny mpanohitra any an-toerana ankehitriny. Amin’ny alalan’ny fitokonana sy fihetsiketsehana no hanatanterahan’izy ireo izany.
Read MoreOlona efatra, teratany vahiny telo sy Burkinabé miasa amina ONG no tsy hita popoka taorian’ny fanafihana mitam-piadiana nisy ny Alatsinainy
Read MoreNahasimba tanteraka an’i Notre Dame de Paris ilay fahamaizany nandritra ny 15 ora be izao tamin’ny 15 sy 16 Aprily
Read More27 Aprily, 11h40. Nanaiky ny fangatahan’ireo haino aman-jery manana fandaharana voakasiky ny fampiatoana ny minisitry ny serasera sy ny kolotsaina.
Read More27 Aprily, 9h00. Nandalo nandravona ny disadisa nisy tany Amboangibe Sambava ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny
Read More27 Aprily, 8h00. Efa vita fitiliana avokoa ireo mpandeha tamin’ilay zotra avy any frantsa nitondra mpandeha omaly. Fahazoan-dalana efa azon’izy
Read MoreNiato tato ho ato ny raharaha volamena izay nisy nanondrana an-tsokosoko ny faraparan’ny taona 2020 lasa teo. Efa naneho ny
Read MoreMihamafy ny asan’ny mpiasan’ny fahasalamana ankehitriny. Vao tsy ela akory izay no nisy ny antso nataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fampitomboana azy
Read MoreMitovy ny fampiharana ny lalàna ho an’ny tsirairay, ka na iza iza na fianakavian’iza na iza dia eo ambanin’ny lalàna
Read More