Dépêches

Zotram-piaramanidina

27 Aprily, 8h00. Efa vita fitiliana avokoa ireo mpandeha tamin’ilay zotra avy any frantsa nitondra mpandeha omaly. Fahazoan-dalana efa azon’izy ireo mialohan’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana Malagasy ny amin’ny tsy fandraisana mpandeha avy any ivelany tamin’ny herinandro lasa teo. Mbola natao fitiliana indray izy ireo, ary tsy maintsy nihiboka indray.

Laisser un commentaire