Fahandriam-pahalemana: Voasambotra ny jiolahy mpamaky trano
28 Martsa, 10h00. Voasambotra i Rasta, jiolahy hikohizana amin’ny famakiana trano eny amin’ny faritra Anosipatrana. Noentina avy hatrany teny amin’ny paositry ny Polisy izy nanaovana fanadihadihana. Mbola nahitratrarana rongony ihany koa teny aminy.
