Dépêches

Vaksiny amin’ny covid-19

26 Martsa, 15hOO. Nanatanteraka fivoriana niarahana tamin’ny filoham-pirenena ny akademian’ny mpitsabo ny alakamisy 25 martsa lasa teo. Nanolotra soson-kevitra izy ireo ka nanapakevitra hiarahifarimbona amin’ny ANAMEN ny fitondram-panjakana. Hiroso amin’ny fijerena sy ny fampiasana ireo vaksiny mahatohitra ny covid19 izy ireo, ary tsy an-tery ny fanaovana izany fa safidin’ny tsirairay

Laisser un commentaire