CVO
26 Martsa, 16hOO. Mbola mitohy hatrany ny fampiasana ny vokatra Malagasy CVO plus, ary mbola ao anatin’ny fanafody hoentina hitsaboana sy hisorohana ny covid 19 izy ireo.