Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka
26 Martsa, 17hOO. Miara-miasa amin’ny Académie Nationale de Médecine Madagascar ny ANAMEN sy ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka amin’ny fandrafetana ny dingana tsy maintsy arahina ahafahana manatanteraka ny vaksiny. Manampy azy ireo ihany koa ny vaomiera siantifika sy ny minisiteran’ny fampianarana ambony.
