Dépêches

Fanatanjahan-tena : Hiatrika ny lalao manasa-dalana ny XV Makis vehivavy

Dépêche 04 novembre, 17h, Araka ny valin’ny lalao izay nataon’ny vondrona B izay misy ireto Makis vehivavy ireto dia i Kenya no hifanandrina aminy amin’ny lalao manasa-dalana. Nandresy an’ny Ouganda tamin’ny 23 noho ny 3 i Kenya ka tafiakatra amin’ny dingana manaraka. Ity lalao ity moa izay hiadiana izay ho tompon-dakan’ny Afrika sady fifanintsanana amin’ny lalao iraisam-pirenena vehivavy rugby izay hatao any Nouvelle-Zélande. Hatao any Cape Town any Afrika Atsimo ity lalao manasa-dalana ity.

Laisser un commentaire