Dépêches

Ady amin’ny VIH SIDA eto Madagasikara

25 Jona, 10h12. Olona miisa 6 741 no mitondra ny tsimok’aretina VIH eto amintsika ka arahin’ireo mpitsabo ny toem-pahasalamany. 5 885 kosa no mihinana fanafody ARV raha 43 700 no isan’ny fitiliana vita. Raha mitaha ny tanjona napetraky ny ONU Sida dia azo lazaina fa tsara ny vokatra azon’ny Madagasacar hoy Dr Randriatsara Haja, Mpandrindra ny Programa nasionaly IST/SIDA eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamana. Misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministerann’y fahasalamana sy ny PSI ary ny SECNLS ho fiarovana amin’izany.

Laisser un commentaire