Afrique du Sud : olona iray maty tanaty tolona nataon’ny mpianatra
Mpandalo iray no tratran’ny bala notifirin’ireo polisy nandritra ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpianatra ny Alarobia 10 Martsa lasa teo tao Johannesburg.
Read More
Mpandalo iray no tratran’ny bala notifirin’ireo polisy nandritra ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpianatra ny Alarobia 10 Martsa lasa teo tao Johannesburg.
Read MoreManomboka miakatra indray ny isan’ireo mararin’ny COVID-19 ao La Réunion. 12 ny isan’ireo maty hatreto ary 975 no tranga voaisa
Read MoreOmaly 10 Martsa no niseho ny loza tao amin’ny hantsana mirefy 11% ao amin’i Plateau Caillou. Voalaza fa tsy nahafehy
Read MoreVoamarina ny fisiana trangana CoronaVirus tao amin’ny Kôlejy Curepipe tamin’ny Alarobia 10 Martsa teo. Niampy mpianatra roa hafa indray izy
Read MoreNy alarobia 10 Martsa 2021 no nanambara ny fifanarahana tamin’ny laboratoara BioNTech-Pfizer ny filohan’ny vaomiera eropeana, andriamatoa Ursula Von der
Read MoreNilaza ampahibemaso ity tovolahy antsoina hoe William Rainville, 24 taona, fa te hahazo fahaleovan-tena ara-bola amin’ny faha 40 taonany, izy
Read MoreNanohitra ny fanaovana hetsika ireo vehivavy ao antsinanan’i Congo satria amin’izao fetim-behivavy izay, tian’izy ireo ny mba hahatsiarovana ireo vehivavy
Read MoreEfa mivoatra mankany amin’ny fampitovian-jo ny zazavavy ny maro ankehitriny ny firenena eran-tany. Firenena isany mbola miaina ao anaty fitondràna
Read MoreNiteraka resabe tao “Royaume Unis” sy manerana izao tontolo izao ny resaka nataon’Izy mivady ireto tao amina fandaharana iray. Momban’ny
Read MoreNanao fanambarana tao amina fahitalavim-pirenena ny filoha Gineana Teodoro Obiang Nguema ny alahady 7 martsa raha vao nitranga ny fipoahana
Read More