Nouvelle-Zélande : Avotra ihany ireo “Dauphin-pilotes” voafandrika.
Nanao ny ainy tsy ho zavatra ny mpamonjy néo-zélandais nanavotra ireo « Dauphin-pilotes » voafandrika tamin’ny sisin-tany. Mbola mijanona eny amin’ny manodidina
Read More
Nanao ny ainy tsy ho zavatra ny mpamonjy néo-zélandais nanavotra ireo « Dauphin-pilotes » voafandrika tamin’ny sisin-tany. Mbola mijanona eny amin’ny manodidina
Read MoreMitombo hatrany ny fahafatesan’ny olona nohon’ny trangan’aretina COVID-19 ao Etazonia, efa nahatratra 5 alina ireo olona maty tany an-toerana hatramin’ny
Read MoreMaty antoka avokoa ireo mpandraharaha misehatra amin’ny fisakafoanana sy fisotroana. Nihidy nanomboka ny tapaky ny volana oktobra 2020 ny efitrano
Read More03:00: Tsy tapitra hatreo ny fitakiana sy fidinana an-dalambe ataon’ireo mpianatra ao Barikadimy. Androany 22 febroary tokony ho tamin’ny folo
Read MoreNaharay ny levim-patra voalohany amin’ny vaksiny Spoutnik V i Mexique, ny alatsinainy 22 febroary, entina hiadiana amin’ny covid-19 any an-toerana.
Read More02:00 Nampiakarina parquet ny marainan’ny 22 febroary i Francesca zanaky ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Vesatra telo no hiampangana azy mandritra
Read More01:00 Maty ny 22 febroary teo i Kotoary raha nisy nanatota tamin’ny vato teo am-patoriana. Teo antsinanan’i Vinany-Ambositra ampitan’ny lalana
Read MoreInona tokoa no tena mahabetsaka ny lozam-pifamoivoizana amin’izao ? Isanandro dia tsy maintsy misy foana izany loza izany izay hamoizana ain’olona
Read MoreMampiavaka ny firenena iray ny fananany teny ary lasa harena ho azy mihitsy aza. Ny 21 febroary lasa no andro
Read MoreAndraikitry ny Solombavambahoaka ny fanaovana tatitra amin’ny vahoaka raha araka ny lalam-panorenana malagasy. Tsy tontosa anefa ilay tatitra saika nataon’ny
Read More