Dépêches

Niakatra fitsarana i Francesca

02:00 Nampiakarina parquet ny marainan’ny 22 febroary i Francesca zanaky ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Vesatra telo no hiampangana azy mandritra izany. Eo ny fandavana ny hisavana azy, ny faniratsirana sy fanopana mpitandro filaminana nataony, fitazomana sy fihinana zava-mahadomelina. Tsy hit ateny an-toerana anefa ny reniny na dia niantso ny mpiara-mitolona aza.

Laisser un commentaire