Tatitra

Pays-Bas : Nitory ny fanjakana ireo tompona efitrano fisakafoanana

Maty antoka avokoa ireo mpandraharaha misehatra amin’ny fisakafoanana sy fisotroana. Nihidy nanomboka ny tapaky ny volana oktobra 2020 ny efitrano fisakafoanana rehetra any Pays-Bas. Tanjona amin’ny fitoriana ny hanalefahana ny fepetra sakana napetraky ny governemanta any an-toerana hisorohana ny Covid-19. Mitaky fanonerana ara-bola noho ny fihibohana ihany koa ireo mpandraharaha.

Laisser un commentaire