ActualitésTatitra

France : Tompon’andraikitra iray voarohirohy nanao herisetra ara-nofo tamin’ny mpianatra « maternelle »

Lehilahy Atsem (Agent territorial spécialisé des écoles maternelles) iray manodidina ny 40 taona no voarohirohy nanao herisetra ara-nofo tamin’ny zazalahy 3 taona tao amin’ny sekoly « maternelle » iray tao Rennes. Manoloana izany dia nanokatra fanadihadiana ny lapan’ny tanànan’i Rennes sy ny tompon’andraikitrin’ny fanabeazam-pirenena.

Noadiadiana io zazalahy io hoy ny mpampanoa lalan’i Rennes, Philippe Astruc. Mbola tena kely nefa ilay zaza raha ny fanazavany ka sarotra ny nanadiady azy. Mbola mitohy ny io raharaha io amin’izao fotoana an-toerana.

Laisser un commentaire