Lozam-pifamoivoizana teny amin’ny RN7.
07 Oktobra, 09h10. Fiara sprinter sy 4*4 no nifanojo ary nidofotra tanteraka teo Tsinjony, izany hoe amin’ny Behenjy iny. Tsy
Read More
07 Oktobra, 09h10. Fiara sprinter sy 4*4 no nifanojo ary nidofotra tanteraka teo Tsinjony, izany hoe amin’ny Behenjy iny. Tsy
Read MoreManodidina ny 120 000 ariary isam-bolana no vola arotsaka mandritra ny dimy taona mba hisitrahan’ny olona manana fahefana antonony ny
Read MoreNozaraina taratasy fifanarahana arak’asa ireo mpampianatra miisa 182 ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Mandritsara ny 4 oktobra lasa teo tao amin’ny Tranompokonolona
Read MoreNitrangana vaky trano indray tao amin’ny fokontany Manjakaray omaly maraina, tokony ho tamin’ny efatra ora maraina. Niezaka nanenjika ireto nahavanon-doza
Read MoreManomboka manome sehatra ny mpanohitra ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana ny fitondrana amin’izao fotoana izao. Saingy tsy eken’ny antoko mpanohitra ny
Read MoreAnio no tokanana tamin’ny fomba ofisialy ny faritra Vatovavy, izay faritra faha telo amby raopolo eto Madagasikara. Tonga nanatrika sy
Read MoreNisehoana fanafihana indray ny alin’ny 4 oktobra teo tany Sambava. tranom-barotra iray tao Soavinandriana Sambava no lasibatra nandritra izany. Maty
Read MoreEfa ho efa-taona izay no tsy nisy holafitra ny asa fanaovan-gazety ka tsy misy antony tsy tokony hirosoana amin’ny fifidianana
Read MoreRehefa niandry nandritra ny fotoana maharitra ny amin’izay fanapahan-kevitra avy amin’ny fanjakana ny tanora monina ao toliara ny amin’ny fanokafàna
Read MoreNanokana andro iray isan-kerindro ho fanomezana tohana ara-tsakafo ho an’ireo mpinatra eny amin’ny ambaratonga fototra ireo tompon’andraikitra mahakasika izany. Tapaka
Read More