Politika: Notànana 48 ora I Mahery Lanto Manandafy, mandra-piandry ny didy.
31 Janoary, 09h00. Manameloka tanteraka ny fiampangana sy ny fitazomana an’i Mahery Lanto Manandafy na i Malama ny avy ao
Read More
31 Janoary, 09h00. Manameloka tanteraka ny fiampangana sy ny fitazomana an’i Mahery Lanto Manandafy na i Malama ny avy ao
Read More31 Janoary, 08h00. Mahakasika ilay rivo-doza Batsirai, any amin’ny 1.630 Km miala ny moron-tsiraka atsinanan’i Madagasikara no misy ny foibeny.
Read MoreMitandro hatrany ny fahasalaman’ireo tra-boina hatrany ny Kaominina Alasora. Nanadio sy nanatsara ny tontolo ao amin’ny CEG Alasora izy ireo
Read MoreTsy latsaky ny 48 ireo namoy ny ainy nandritra iny andro ratsy nandalo teto amin’ny nosy iny raha ny tatitra
Read MoreTsy mandeha ny « scanner » ao amin’ny Hopitaly Fianarantsoa. Voatery miakatra aty an-drenivohitra noho izany ireo marary mila izany. « Mijaly ny
Read MoreNitsidika ny fianakaviana iray niharam-boina nandritra ny andro ratsy iny ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakley. Raha tsiahivina dia trano
Read MoreNoho ny rotsak’orana tsy nety nijanona tao anatin’ny andro maromaro izay dia tena niakatra be ny rano. Maro noho izany
Read MoreNisehoana doro trano teny Anosiala ny 27 janoary lasa teo. Mpivady mpanofa trano no nifamaly. Niafara hatramin’ny fandorana ny trano
Read MoreNoesorina avokoa ireo lobolobo ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Ireny lobolobo ireny mantsy no zary ataon’ireo olon-dratsy fierena hanomanany ny
Read More28 Janoary, 13h30. Omena 2 tapitrisa ariary izay manome vaovao mikasika an’i Franck. Voalaza fa isan’ireo nanao fanafihana mitam-basy nahafoatifitra
Read More