Dépêches

Ambanja: 2 Tapitrisa Ariary ho an’izay manam-baovao mikasika an’i Frank

28 Janoary, 13h30. Omena 2 tapitrisa ariary izay manome vaovao mikasika an’i Franck. Voalaza fa isan’ireo nanao fanafihana mitam-basy nahafoatifitra olona telo tao Ambanja. Ny Ben’ny tanàna ao Ambanja, Andriamampionna Elysée no hanome ity lelavola ity.

Laisser un commentaire