CUR VONTOVORONA :
28 Janoary, 14h00. Nahita marimaritra iraisana tamin’ny JIRAMA ny mpianatra Nitokona ny mpianatry ny CUR noho ny fahatapahan-jiro lava sy tsy fisian’ny rano efa ho erinandro maromaro omaly. Manoloana izany dia nifampiresaka tamin’ny tompon’andraikitra tao amin’ny JIRAMA izy ireo alakamisy hariva teo ka nahita marimaritr’iraisana ny roa tonta. Hanatsahatra ny fikomian’izy ireo androany dia androany ihany kosa izy ireo manoloana izany fifanarahana izany.
